Ndao ivelomana ny fiombonana! - Hetsika SP37 (7 martsa 2026)
Details zur Veranstaltung
- Datum
- Samstag, 7. März - 14:00
- Ort
- La Verrière
- Genre
- Freizeitbeschäftigungen
- Veranstalter
- FJKM Synode Régional 37
Beschreibung
"Mba ho iray ihany izy rehetra..." Jaona 17:21a Fampianarana momba ny fiombonana ataon'ny Mpitandrina Zarazaka Jean Louis, Randriamahazaka Selasoa, Rahandrifenosoa Tahina. Antsam-piderana miaraka amin'i Hantantiana, Groupe Ny Mino, Antoko mpihira avy amin'ny Fiangonana FJKM SP37. Toerana: La Verrière (Rue Marie Marvingt, 91700 Fleury-Mérogis) Misy sakafo amidy eny an-toerana Fifandraisana: bureau@fjkm-sp37.org